Jobily faha-115 taonan’ny « KT Ambatovinaky »

Jobily faha-115 taonan'ny "KT Ambatovinaky"

Mankalaza ny Jobily faha-115 taona ny « KT Ambatovinaky » amin’ity taona 2017 ity.

Faneva : « HIHIRA HO AN’I JEHOVAH AHO, RAHA MBOLA VELONA KOA » Salamo 104.33a

Indreto sombin-tsary vitsy nandritra ny Fanokafana ny Jobily tamin’ny Alahady 05 martsa 2017 lasa teo.

(Naka Sary : Robbie Rabearison, Fanilo Randrianotahiana)

 

 

Share