Akon’ny Isantaona faha-34 Toby LOVASOA Antohomadinika-AnnexeTobilehibe FARIHIMENA

12
Juin
Intégration HTML non disponible.

MISAOTRA AN’I JESOSY, fa tontosa soa aman-tsara t@ 8,9 ary 10 Jona 2017 lasa teo ny ISANTAONA FAHA-34 Toby LOVASOA Antohomadinika, Annexe Tobilehibe Farihimena, Fifohazana miray @ FFPM, teto @ Fileovana Ambatovinaky – SPAnta.

Faneva : « Minoa an’i Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao » Asa.16 :31

Indro raki-peo sy raki-tsary vitsivitsy ho fampiainana antsika izany.