Ireo FAMPIANARANA SORATRA MASINA sy TORITENY PENTEKOSTA 2017

MISAOTRA AN’I JESOSY fa mbola afaka nankalaza ny PENTEKOSTA 2017 isika ka tontosa soa aman-tsara noho izany ny HERINANDRO MASINA PENTEKOSTA 2017. Indreto averina hohenointsika ny Fampianarana Soratra Masina nentin’ireo Raiamandreny Pastora ho antsika nandritra izany Fotoan-dehibe izany.

Mihainoa Finaritra tompoko!

***** Mba ahamora ny fanarahanao ny Fampianarana « IZA MOA NY FANAHY MASINA » izay nentin’i Raiamandreny Pastora Ratsimbazafy Solohery nandritra ny andro voalohany, izay mila famadibadihana Baiboly, dia natao miendrika « diaporama » izy ao anatin’ity horonantsary ity.

Share