27
Mar
Eto no ametrahantsika ny Fandraisam-peon’ireo fotoam-pivavahana HERINANDRO MASINA PASKA 2018, ho an’ireo tsy afaka mamonjy izany sy ho an’ireo zanak’Ambatovinaky any am-pielezana.
Mihainoa finaritra, tompoko, JESOSY anie homba hatrany!
( … Hampiana isan’andro)