Miarahaba ny tanoran’ny Fiangonana ao @ KT Ambatovinaky nahatratra ny faha-115 taonany! Jesosy homba hatrany!
Nandritra ny tapak’andro Maraina: Nandritra ny tapak’Andro Hariva:
Making off: Sary vitsivitsy nandritra ny fanatontosana ny horonantsary:
Mankalaza ny Jobily faha-115 taona ny “KT Ambatovinaky” amin’ity taona 2017 ity. Faneva : « HIHIRA HO AN’I JEHOVAH AHO, RAHA MBOLA VELONA KOA » Salamo 104.33a Indreto sombin-tsary vitsy nandritra ny Fanokafana ny Jobily tamin’ny Alahady 05 martsa 2017 lasa teo. (Naka Sary : Robbie Rabearison, Fanilo Randrianotahiana)