FARIBOHITRA

Manana faribohitra maro, izay miely manerana an’Antananarivo ny FLM Ambatovinaky, ka tsinjaraina ho 27 izany.

Manana fomba fiasa manokana ny Faribohitra, izay tsy miala amin’ny famelomana sy fitaizana ny aim-panahin’ny Kristiana. Ka noho izany dia izy no rafitra manakaiky ny tokantrano Kristiana mpikambana ao amin’ny FLM Ambatovinaky, ary avy ao daholo no iaingan’ny fandaminana izay apetraky ny Fitandremana.

Manana fotoana ivoriana ny faribohitra tsirairay, ary io fotoana io koa no anaovan’ny Pastora famangiana Pastoraly ha hanatanterahana Fampianarana Soratra Masina sy Izay fitaizana tandrify ny Faribohitra.

Ny Kristiana tsirairay, izay maniry ny hanaovana Batisa, Konfirmasiona, Mariazy, Mila attesta maha Mpandray Fanasan’ny Tompo dia tsy maintsy mandalo Faribohitra ary mahazo fanamarinana mazava maha Kristiana Mpikambana feno ao amin’ny FLM Ambatovinaky, izay vao manatona ny Pastora amin’ny fandaminana manaraka.

Toy izao manaraka izao ny Filohan’ireo Faribohitra ireo miaraka amin’ny laharana Finday ifandraisana amin’izy ireo:

faribohitra 1RANAIVOJAONA Andriamihafy0324504562
faribohitra 2RAFOLOHARIHENITSOA0340209927
faribohitra 3RABENJA Mandresy Francis0320702246
faribohitra 4RAZAFINDRABETSIAVALONA Andry0346425426
faribohitra 5RANDRIAMARO Luc Lalaina0340583036
faribohitra 6RAKOTONDRAMOMA Honoré0342236926
faribohitra 7DAVIDSON Hasina Andriatseheno0348091397
faribohitra 8RAHARINONY Loloniaina0348357083
faribohitra 9RAVELOARISOA0341961035
faribohitra 10RAKOTOMANANA Robine0331131982
faribohitra 11RAZAFINDRAKOTO Barioelison0340360556
faribohitra 12RASOAMIARAMANANA Jean Jaques Andrianiaina0331531700
faribohitra 13RAKOTONDRAMANANA Mialinirinjanabololona0340938993
faribohitra 14RAFARANIAINA Volasoa Bonard0334042797
faribohitra 15HAMA Dimby Noelson0340558500
faribohitra 16RASAMIMANANA Rado Tiana0347828333
faribohitra 17RATSARAZAKA Josiane0340883006
faribohitra 18RAHAJASOA Denise0348436570
faribohitra 19RAMBOAMAMPIONONA Abel0341120192
faribohitra 20RASOARIMANANA Julienne Mamy0340688319
faribohitra 21LALA ANDRIANTIANA Solomon0320423840
faribohitra 22RABEARIVELO Patrice0341576078
faribohitra 23ANDRIANTSIFERANA Harilalantsoa0341879750
faribohitra 24ANDRIAMANANTENASOA Andrianina0341980717
faribohitra 25RANDRIANALISOA0331157226
faribohitra 26RAMAHAZOSOA Lala0320501950
faribohitra 27HANITRINIAINA Malalatiana Roger0341086034