Fotoam-pivavahana HERINANDRO MASINA PASKA 2018
Eto no ametrahantsika ny Fandraisam-peon’ireo fotoam-pivavahana HERINANDRO MASINA PASKA 2018, ho an’ireo tsy afaka mamonjy izany sy ho an’ireo zanak’Ambatovinaky any am-pielezana. Mihainoa finaritra, tompoko, JESOSY anie homba hatrany! ( … Hampiana isan’andro)