31
Mar
“IRAHO NY FANAHY” (KT Ambatovinaky feat. Rija Ramanantoanina)
Making off: Sary vitsivitsy nandritra ny fanatontosana ny horonantsary:
Making off: Sary vitsivitsy nandritra ny fanatontosana ny horonantsary:
Mankalaza ny Jobily faha-115 taona ny “KT Ambatovinaky” amin’ity taona 2017 ity. Faneva : « HIHIRA HO AN’I JEHOVAH AHO, RAHA MBOLA VELONA KOA » Salamo 104.33a Indreto sombin-tsary vitsy nandritra ny Fanokafana ny Jobily tamin’ny Alahady 05 martsa 2017 lasa teo. (Naka Sary : Robbie Rabearison, Fanilo Randrianotahiana)
… Izay hampandro ny Fiangonana no tadiavo indrindra… Fifaliana tokoa no hiarahabana antsika amin’ anarana i Jesosy. Andrana ihany, hivoaka eto tsy ho ela ny vaovao momba ny Gazetitsika Akon’Ambatovinaky , eo ampanomanana azy izahay. Fisehony, tantarany,sns… Mandram-pihaona Tompoko. Ho Tahin’i Jesosy mandrakariva. .