Araka ny lalam-panorenana ny Fiangonana Loterana Malagasy dia misy Sampana valo (8) miasa ho fitaizana ao anatin’ny Fiangonana, manana an’izany isika eto amin’ny fitandremana izay miasa tokoa ary miezaka ny hanatsara ny azy ny tsirairay.
Azon’ny kristiana tsirairay ny miditra ho mpikambana ao amin’ny Sampana, araka izay manandrify azy koa na ho SALOMA (Sekoly Alahady Loterana Malagasy) , FDL (Fikambanan-Dehilahy Loterana) FBL (Fikambanam-Behivavy Loterana), FIFIL (Firaisan’ny Fifohazana Loterana), VLM (Vokovokomanga Loterana Malagasy) , KTLM (Kristiana Loterana Malagasy) , FSFLM (Firaisan’ny Skotisma Loterana Malagasy), FD FLM (Firaisan’ny Diakona FLM), dia misy toerana sahaza antsika ao.
Toy izao ny Anaran’ny Filoha sy Laharana ahafahana mifandray amin’izy ireo:
FIFIL | ANDRIAMANANTENASOA Bakoly | |
FDL | ||
VLM | RAHARIJAONA Solofoson Ravaosolo | 0330894343 |
SALOMA | RAMIARAMANANA Andrianandrasana | 0320720622 |
FD. FLM | RANOELIMANANA Tovohery | 0342028399 |
KTLM | RASAMUELSON Rado A. | 0342071272 |
SKOTO | RATEFINANAHARY Oliva | 0340929633 |
FBL | ZAIARISOA Victorine | XXX |