in Fampianarana

Ny HAZOFIJALIANA (Fizarana 1@6)
Fitarihanteny Araka ny efa fantatsika dia ny teny Frantsay “croix” no nadika amin’ny teny Malagasy hoe “hazofijaliana” na koa “tanambokovoko”. Avy tamin’ny teny Latina “crux”, izay midika hoe “andry/tsatokazo” (Poteau/gibet), no nahazoana an’io “croix” io. Amin’ny...
in Fampianarana

Boky Eksodosy na Fanafahana
“Mitaky fanoavana ny fahafahana” 1 Fanazavana ankapobeny Tsy hafa ny Eksodosy fa tohin’ny Genesisy ihany. Mielanelana fahabangana ara-tantara tokony ho 400 taona mahery anefa ny zavatra voalaza farany ao amin’ny Genesisy sy izay resahina voalohany...
in Fampianarana

Ny Bokin’ny Genesisy na Fiandohana
1 Fanazavana ankapobeny Tamin’ny voalohany dia tsy boky nitokana nahaleotena ny Genesisy fa nirafitra tamin’ilay fitambaram-boky dimy ataon’ny Jiosy hoe « Ny Lalàna » (Torah). Taty aoriana anefa, rehefa nadika tamin’ny teny Grika ny Baiboly (LXX ),...
in Fampianarana
