HERINANDRO FANKALAZANA NY IVON’NY FAHA-500 TAONAN’NY REFORMASIONA NATAON’I MARTIN LUTHER (FAMPIANARANA 1) :
Lohahevitra : « IREO TOETRA FAKAN-TAHAKA TEO @ MARTIN LUTHER », Pastora Solohery Ratsimbazafy, FLM Ambatovinaky – SPAnta
****
Famintinana : « JESOSY NO TENA MODELY TSARA INDRINDRA ho antsika, kanefa azontsika atao koa ny maka tahaka ireo olon’Andriamanitra izay niaina tokoa t@ Finoana (Jereo ny tenin’i Paoly ao @ 1Kor4.16) toa an’i Dr Martin Luther izay nanana toetra :
- MATOKY AN’ANDRIAMANITRA satria nilona tanteraka t@ Tenin’Andriamanitra
- FENO FANETREN-TENA, izay azony avy t@ fandinihana ny Tenin’Andriamanitra
- TIA MIASA ka ny fanomezam-pahasoavana rehetra nomen’Andriamanitra azy dia nampiasainy hanompoana an’Andriamanitra »
Mihainoa finaritra, tompoko !
*** Any @ Pejy Facebook “FLM Ambatovinaky” ny “video” na tsindrio ny “watch”