“Inona no mety hataoko, mba hovonjena aho?” (Asa.16.30)

“Ary rehefa nentiny nivoaka izy roa lahy, dia hoy izy: Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? Dia hoy izy roa lahy: Minoa an’i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao.” Asa.16.30

Fampianarana nentin’i Raiamandreny Pastora Solohery Ratsimbazafy, Mpitondra Fileovana Ambatovinaky, ny talata 18 Jolay 2017 nandritra ny #KilasyTalata an’ny Rantsana Soratra Masina FLM Ambatovinaky.

Tsindrio ny « watch » raha hijery « diaporama» miendrika « diaporama» , eto ambany kosa raha feo fotsiny: