Toriteny Herinandro Masina Krismasy 2018

Indro hanan’anaka ny virjina ka hiteraka zazalahy ary ny anarany hataony hoe : ImanoelaIsaia.7:14b

Fandraisam-peon’ireo Toriteny nandritra ny Herinandro Masina ho fiomanana @ KRISMASY 2018.

(Nota. Hofenoina miandalana isanandro)