Étiquette : Androm-pahasoavana

18
Déc

AKON’NY FANKALAZANA NY IVON’NY FAHA-150 TAONAN’NY FLM SY FAHA-500 TAONAN’NY REFORMASIONA TANY BETAFO

MISAOTRA AN’I JESOSY, fa tontosa soa aman-tsara ny Fankalazana ny IVON’NY FAHA-150 TAONAN’NY FLM SY FAHA-500 TAONAN’NY REFORMASIONA  natao tany @ FLM Betafo Amboniavaratra – SP Avaratr’i Mania. Nanana solontena maro tany isika teto @ FLM Ambatovinaky, notarihin’i Raiamandreny Pastora Ratsimbazafy Solohery, Mpitondra Fileovana Ambatovinaky. Isan’ireo tonga tany moa ny mpikambana vitsivitsy tao @ FDL […]

22
Nov
Intégration HTML non disponible.

IVON’NY JOBILY FAHA-150 TAONAN’NY FLM SY FAHA-500 TAONAN’NY REFORMASIONA

“Noafahana noho ny Fahasoavan’Andriamanitra” “Ny marina @ Finoana no ho velona” Rom.1.17 Hatao ny 15 – 17 Desambra 2017 ho avy izao any Betafo – SP Avaratry Mania (Vakinankaratra) ny FANKALAZANA NY IVON’NY JOBILY FAHA-150 TAONAN’NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) SY FAHA-500 TAONAN’NY REFORMASIONA koa manasa antsika rehetra Kristiana “mpiray Fanantenana” rehetra hanotrona izany. *** […]