Ireo FAMPIANARANA SORATRA MASINA sy TORITENY PENTEKOSTA 2017
MISAOTRA AN’I JESOSY fa mbola afaka nankalaza ny PENTEKOSTA 2017 isika ka tontosa soa aman-tsara noho izany ny HERINANDRO MASINA PENTEKOSTA 2017. Indreto averina hohenointsika ny Fampianarana Soratra Masina nentin’ireo Raiamandreny Pastora ho antsika nandritra izany Fotoan-dehibe izany. Mihainoa Finaritra tompoko! ***** Mba ahamora ny fanarahanao ny Fampianarana “IZA MOA NY FANAHY MASINA” izay nentin’i […]