05
Oct

HIRA FANEVA fankalazana ny 150 taonan’ny FLM sy ny 500 taonan’ny Reformasiona
Ny 23-31 Oktobra 2017 ho avy izao isika no hankalaza ny Ivon’ny faha-150 taoan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona nataon’i Dr Martin Luther. Koa indro averina ny Hira Faneva ho @ izany (A/C : Pastora RAMANANTSOA Haja Wilson): Ny Tonony: Androm-pahasoavana feno hafaliana, Fa ny Famonjena azo tsy vidina; Ilay Ray Tsitoha […]