Vaovao


12
Juin 2017

MISAOTRA AN’I JESOSY fa mbola afaka nankalaza ny PENTEKOSTA 2017 isika ka tontosa soa aman-tsara noho izany ny HERINANDRO MASINA PENTEKOSTA 2017. Indreto averina hohenointsika ny Fampianarana Soratra Masina nentin’ireo Raiamandreny Pastora ho antsika nandritra izany Fotoan-dehibe izany. Mihainoa Finaritra tompoko! ***** Mba ahamora ny fanarahanao ny Fampianarana « IZA MOA NY FANAHY MASINA » izay nentin’i Raiamandreny Pastora Ratsimbazafy Solohery nandritra ny andro voalohany, izay mila famadibadihana Baiboly, dia natao miendrika « diaporama » izy ao anatin’ity horonantsary ity....

Read More


12
Juin 2017

MISAOTRA AN’I JESOSY, fa tontosa soa aman-tsara t@ 8,9 ary 10 Jona 2017 lasa teo ny ISANTAONA FAHA-34 Toby LOVASOA Antohomadinika, Annexe Tobilehibe Farihimena, Fifohazana miray @ FFPM, teto @ Fileovana Ambatovinaky – SPAnta. Faneva : « Minoa an’i Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao » Asa.16 :31 Indro raki-peo sy raki-tsary vitsivitsy ho fampiainana antsika izany....

Read More