FANOKAFANA JOBILY FAHA-150 TAONA
FLM AMBATOVINAKY
Alahady 29 Novambra 2020
Alahady 29 Novambra 2020
ANDRO
ORA
MINITRA
SEGONDRA
Ny fiangonana vonjimaika dia teo Ampasandratsarahoby faravohitra.Tranon-dRainilobo (avaratra) sy Randrianaivo rahalahiny (atsimo) no nohofan-dry Dr BORCHGREVINK sy Ingahy L. DAHLE, izay tonga teto 1869-1870.
Ny FLM AMBATOVINAKY dia fiangonana iray ao anatin’ny Fiangonana Loterana Malagasy, mirafitra amin’ny Synodam-paritany Antananarivo, Fileovana Ambatovinaky, Fitandremana Ambatovinaky…
Ny FLM AMBATOVINAKY dia manana Pastora telo vonona handray anao manomboka ny Talata hatramin’ny Alahady. Misokatra ho anao isan’andro ihany koa ny fiangonana, misy mpandraharaha vonona handray anao.